








Salama daholo!
Isaorana Andriamanitra fa vita soa ny fandraisana ny Nonce Apostolique, Mgr Tomasz Grysa, tany Tsiroanomandidy , tamin’ny zomà sy sabotsy (8 – 9 – 10 mars) teo, tamin’ny fanambarana ny maha-evekan’i diosezin’i Miarinarivo an’i Mgr Jean Claude Rakotoarisoa!
Nahatontosa an-tsakany sy an-davany ny andraikitra nomena azy ny ekipa MCCP – Tsiroanomandidy !
Nahazo fankasitrahana manokana tamin’i Mgr le Nonce ny ekipa. Hoy izy indrindra mantsy: Merci les MCCP on vous trouve partout.
Ny Evekan’ny Diosezin’i Tsiroanmandidy, Monseigneur RANDRIANANTENAINA Gabriel, koa nankasitraka anay foana!
de Zo Sonaïlo Ramanamidona (MCCP Tsiroanomandidy)