MCCP

Tatitra momba ny fivorian’ny Ekipa MCCP-Tana tamin’ny Alahady 18 Jiona 2023

Daty sy toerana 18 Jiona 2023 – CNPC Antanimena
Ny mpitarika Président Judicaël / VP Christine
Isan’ny mpikatroka tonga 22
Vahiny  
Mpanomana Lamesa Tiana – Dominique

 

 

Lohahevitra Andinindininy
 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Fivoriana

 

 

 

 

Nisaotra ny mpikamabana rehetra ny prezidà @ fahafoizana fotoana isaky ny alahady fahatelo

·         MCCP Tanà

Jery todika ny enim-bolana lasa:

Zava-bita nandritra ny enim-bolana :

– Fiampiarahabana tratry ny taona 2023 izay midika fifampirariantsoa

– Fiaraha-mientana sy fiofanana niaraka t@ CEPAL mikasika ny tontolo iainana

– Recollection

– Laretirety

– Notondroina ho prezidà lefitra i Hanta mba hitohizan’ny asa rehefa sendra tsy afaka ny prezidà sy ny lefitra noho ny andraikitra any @ bureau national.

 

Fianam-pikambanana :

Maro ny zavara tokony tanterahina nefa tsapa sy hita fa nihena ny mpikambana

miaina ny fianan’ny fikambanana ka mila jerena ny antony fihenan’ny firohotana. Manomana fanontaniana ny birao mba hamantarana ny antony fihenan’ny mpikambana, izay hijerena ny soso-kevitry ny rehetra izay ho alefa @ internet sy alefa mivantana ka azo atao anonyme.

Ireto avy ny soso-kevitra mba hitomboan’ny firohotana:

– Isaky ny alahady fahatelo ny fivorianaizay efa fantatry ny tsirairay ka noho izany dia mila atao anaty diarin’ny tsirairay.

– Azo atao ny mamorona cellule kely hira-miasa, miara-mizara, miara-mivavaka mba hiainana bebe kokoa ny fikambanana tahaka ilay niseho tany @ vice president ka nianaran’ny mpikambana vitsivitsy godrogodro.

– Eritreretina ny hisian’ny alahady iray tontolo andro mba hiainana bebe kokoa ny fianam-pikambanana.

 

·         MCCP Nasionaly

Réunion de Coordination Nationale izay tontosa teny Benasandratra ny volana Avrily 2023.

Toy izao ny tatitra mikasika io fivoriana io:

– Ny P. Aumonier, président ary vice-président no nisolo tena isaky ny ekipa.

– Recollection – fianam-pikambanana – orientation – statut izay ho asiana amendement ireo ny fizotry ny fivoriana: fijerena ny fitomboan’ny cotisation izay hiakatra ho 15 000 ariary isaky ny olona, fanamboarana ny badge misy QR code, ary ny carte membre.

– 15 ny résolutions nodinihina ka 7 mikasika ny fiaraha-monina ary 8 mikasika

ny eglizy ka ireny no havadika ho PTA mandritra ny telo taona.

– Nisy panieliste 4 nanazava ny fiainana eto Madagasikara mikasika ny fiainan’ny fikambanana sy fiaraha-monina

– Hita fa nihena koa ireo tonga nanatrika ny andron’ny lahika ka tokony hatao any anatin’ny diarin’ny tsirairay io fihaonana io izay isaky ny faran’ny volana Septambra.

– Hisy ny fitetezam-paritra ataon’ny ekipa ho fitarihana mpikambana vaovao sy hanamafisana ny ekipa efa misy.

– Fanentanana ny mpikambana handray andraikitra eo anivon’ny FFKM izay nangatahan’I Mgr Benjamen manokana ny MCCP.

– Hanatrika ny concertation nationale izay ampiasaina ny teknolojia

– Tokony efa hanana ilay bokin’ny ekipa ny tsirairay.

Marihina fa ny vaovao rehetra sy izay tapaka t@ Reunion de Coordination Nationale na ny vaovao hafa t@ fihaonana tany Antsirabe na Tsiroanomandidy dia alefa ao @ site www.mccp.mg. Koa asaina ny rehetra hitsidika io site io.

 

Ireo hevitra tapaka:

– Tapaka nanditra ny fivoriana fa 40 000 Ariary ny cotisation

– JCC 15 sy 16 Jolay toerana St Michel Amparibe

Fifampizarana nataon’ny vice-présidente Christine ho fampiharana ny bokin’ny ekipa izay Fifampizarana narindra araky ny « démarche chemin d’Emaüs » :

– Récit personnel na traikefa manokana

– Fanajana ny soa toavina manokana sy soa toavina maha kristianina

– Fitiavana ny namana tahaka ny tena : tokony hifandanja ny ny fitiavana ny tena sy ny namana, mba hahafahanao mitia ny hafa dia mila tiavina ny tena ohatra @ fitiavana ny tena : fandinihan-tena manokana, fanaovana examen de conscience personnel.

 

-Ny tenin’Andriamanitra mifandraika : Joany 13: 34, Joany 15: 12, Matio: 5: 44,

Marka 12: 29- 31

 

Samihafa Misy ilay formation audit participative atao eny @ ARRUPE ka afaka mandefa solotena roa lahy sy vavy ny MCCP.

 

 

1 Comment

  • Aurelia

    mars 12, 2025 - 5:34 pm

    Simply wish to say your article is as amazing. The clearness to your post is just spectacular and that i can assume you are
    knowledgeable in this subject. Well along with your permission let me to grab your RSS feed to keep up
    to date with impending post. Thanks a million and please carry
    on the rewarding work.

    Visit my web page: Birmingham escorts

Leave A Comment