Atolotra anareo etoana ny version finale-n’ny (en pdf)-n’ny Actes de la Réunion de Coordination nationale izay natao teny Benasandratra tamin’ny mois d’Avril. Azonareo telecharger-na dia atao version papier mba misy ho dinihina sy angalana hevitra amin’izay fivoriana ataonareo ekipa rehetra manerana ny nosy any. Azo atao thème fivoriana na recco ihany koa ireo resolutions sy lohahevitra samihafa ao, fa dia anareo ny safidy. Fitaovana azo trandrahina tsara (ankoatry ny Actes du congrès + livret de l’equipe) ary angalana inspiration mba enti-mikatroka. Mazotoa daholo in Christo!