









Toy ny fanaony isan-taona dia notontonsaina ny Talata 13/02/24 (Mardi Gras) nanasana ireo membre du clergé teto an-tampotanànan’i Tamatave.
Dinêr/Débat ka “Assainissement et développement de la ville de Tamatave” no thème novoaboasana sy niadian-kevitra t@ izany.