MCCP

Ny fihaonana ny MCCP Vakinankaratra ny Sabotsy 10/02/2024 lasa teo t@ 2ora tolakandro, tao @ Diantana. MCCP Antsirabe

Nanatanteraka fihaonana ny MCCP Vakinankaratra ny Sabotsy 10/02/2024 lasa teo t@ 2ora tolakandro, tao @ Diantana.
Nisy solontena avy @ birao nasionaly.
Notanterahina nandritra io fivoriana io ny :
  1. Fandraisana ireo mpikambana sy ireo mpikambana vao2 hiditra MCCP
  2. Lamesa,
  3. Fivoriana sy fifidianana birao vaovao
  4. Fiaraha-misakafo nahatratra ny taona vaovao 2024
Ireto avy ireo birao vaovao lany tao @ fivoriana:
  • Filoha: RAKETAMANGA Lalao,
  • Filoha lefitra: HAZIENARIVELO Suzette,
  • Mpitam-bola: RAKOTOSON Nahary,
  • Mpitantsoratra voalohany: RAHARISOA Arlette Marie Gisèle,
  • Mpitantsoratra faharoa : HARIMANANA Solofonirina,
  • Mpanolo-tsaina voalohany: HANITRINIAINA Marie Irène,
  • Mpanolo-tsaina faharoa: RAKOTOMAHANDRY Thimote,
  • Mpanolo-tsaina fahatelo: R Christine.
Taorian’ny fifidianana dia nisy ny fiarahabana sy firariantsoa ireo birao vaovao lany ireo sy fisaorana ireo birao teo aloha. Niara-naka sary ary niara-nisakafo tao @ Diantana ihany.
Mirary soa antsika rehetra.
 
de Suzette Haziena (MCCP Antsirabe)

Leave A Comment