Miarahaba ny rehetra. Antenaina fa samy mikatroka eo amin’ny seham-pikatrohana niantsoana antsika daholo isika mba hitondrana ny fanilovan’ny Fanahy Masina araka ny pedagojiantsika MCCP. Indro ary atolotra antsika ny Actes des Journées Sociales tamin’ny volana mai lasa teo. Ny Journées sociales moa dia rafitra iray karakarain’ny Centre Arrupe Madagascar, ratsa mangaika iray ao amin’ny Fikambanan’ny Jesoa miahy ny Fahamarinana eo amin’ny Fiarahamonina. Mandritra ny hateloana dia mandinika lohahevitra iray manan-danja ka jerena daholo ny lafiny rehetra mikasika iny fotokevitra iny. Amin’ny maha-collaborateurs-n’ny Zezoita ny MCCP dia an-kafaliana no hanolorana anareo io Actes io mba ho vakiana sy dinihina ary hampiharina. Mikasika ny rafitra fanjariana ara-tsakafo ny lohahevitra tamin’ito, zava-dehibe iankinan’ny fiainam-piarahamonina manontolo. Koa samia ary manovo fahalalana sy fahendrena avy amin’izany (karazana formation permanente ho antsika MCCP foana moa ireny fiofanana ireny). Mazotoa daholo amin’ny fanompoana Azy. Ad Majorem Dei Gloriam.
[dflip id="1287" type="thumb"][/dflip]
