





Ezaka Karemy
avy amin’ny MCCP Manakara,
Androany asabotsy 16 Mars 2024, no nanatanterahan’i MCCP Manakara ny ezaka karemy, ka nosafidiana manokana ny Ankany Famonjena, fitaizana zaza kamboty, nanolorana ny vary 2 kitapo sy savony 5 baoritra ary sira iray kitapo, ankafalina no nandraisan’ireo zaza 50 mianadahy taizaina ao amin’ny Ankany izany fanomezana izany,
Ireto misy sary vitsivitsy