Mouvement Chrétien de Cadres et de Professionnels – Madagascar
MCCP Tana
| Daty sy toerana | 20 novembre 2022 – Antanimena CNPC |
| Mpitarika | P. Wilson (Aomonie) sy Judicaël (Président MCCP Tana) |
| Isan’ny tonga | 26 , 3 vaovao |
| Ny vahiny | RAVONJISON Jean Gualbert sy Mamie vadiny |
| Sorona Masina | Alahady Kristy Mpanjaka notarihin’ i P. Wilson (Aomonie) |
| Nanomana litorjy : Bakoly – Gigie | |
| Niady tamin’ny fahotana ary nijaly fadiranovana ny Tompo.
Tsy miady manao valifaty anefa Izy fa mampiseho ny herin’ny Fandriampahalemana sy ny herin’ny Fitiavana |
Tsaingoka sy goka izay nentin’ireo mpikambana ka nifampizarana.
| Laha-dinika | Andinidininy |
| Joseph Rahasa | Nitatitra ny fivoriana CEPAL.
– Heverina ny hananganana Sampana Lehilahy Lahika eo anivon’ny EKAR, ka mila miomana amin’izany isika satria hiaraka hiasa eo anivon’ny FFKM indrindra indrindra.
– Mahakasika ny FFBKEM (fivondronan’ny krsitianina vehivay) : (a) Tapitra amin’ny volana febroary 2023 izao ny anjara andraikitry ny solontena 5 MCCP ao amin’io Fivondronana io. Dieny izao ary dia entanina izay mazoto hisolo azy ireo mba hampahafantatra mialoha amin’ny Birao Tana. Ny Birao Nasionaly avy eo no hanao ny taratasy fanolorana azy ka tsara raha tonga dia voalaza amin’izany izay maniry ho fidiana filohan’io vondrona FFBKEM io.
(b) Manomana “Assemblée générale” ny UMOFC (Union mondiale des organisations féminines catholiques). Atao any Rome ny fihaonana ny 14-21 mai 2023. Loha- hevitra : “Femmes de l’UMOFC, artisanes de la fraternité humaine pour la paix mondiale.” · Afaka manatrika izany avokoa ny vehivavy MCCP izay liana. · Misy droit d’inscription (= sakafo, fivezivezena, kit mandritra ny Fihaonana) 400euros isan’olona aloa: ka ny 300euros dia aloa mialoha ny 15 décembre 2022, ny ambiny kosa sy ny hofan-trano hipetrahana any dia aloa mialoha ny 15 février 2023. · (1 000 euros=efitra olona 1; 850euros=efitra olona 2; 710= efitra olona 3). · Ny vola naloa dia tsy misy miverina raha sendra sampona. · Miantoka ny tenany ny mpizaika tsirairay amin’ny billet d’avion, visa, assurance, hébergement ankoatr’ireo daty ireo. · Misy formulaire d’inscription alaina ao Antanimena CNPC – Birao FFBKEM. |
| Judicaël Randrianarison | Récollection de la Nativité du Seigneur :
– Atao ny alahady 18 desambra 2022 = 3e dimanche de décembre. – Samy mandefa ny toerana sy ny loha-hevitra eritreretiny mandritra ny herinandro voalohany ny volana desambra ahazoan’ny Birao mifidy sy manapaka. – Soso-kevitra aroso : jereo sy vakio matetika ihany ny “Résolutions congrés” hakana hevitra = misy 15 izy ireo mizara sokajy 2 lehibe dia Sosialy sy Fiangonana
Tolotra ho an’ireo olona sembana sy ireo Masera mpitaiza azy eny Tongarivo : – Efa fanaontsika isan-taona ka alefaso mivantana any @ Trésorière Dominique ireo efa nomaninao ka attambatsika hatolotra Mvola : 034 69 015 77 – Ireo PPN (vary, savony…) dia afaka haterintsika ao birao MCCP Antanimena (jereo etsy ambany ny ora sy ny andro misy olona ao) – Na entina @ andro hanaterna azy dia ny sabotsy 17 desambra 2022 @ 8 ora maraina eny Tongarivo Vita iny ny "Actes du Congrès" : – Ny tanjona = soratra mitoetra ho tahiry, hevitra ampiharina sy iainana mandritra ny telo taona ho an’ny mpikambana tsirairay. – Hita ao avokoa izay natao nandritra ny Congrès ary niezahana ny nanaraka ny fizotry ny asa notanterahana (chronologie). – Ny version électronique amin’ny teny frantsay no natolotra ny rehetra fa vao dinihina ny ahafahana manatonta azy ho boky (hampitaina @ maaraka). – Fanamarihana: (a) ilaina dinihina misimisy tokoa ny résolution 7 (b) tsidiho matetika ny site web “mccp.mg/test/” fa maro ny textes de références momba ny Firohotana ao sy ny fiofanana efa natao tany amin’ny ekipa hafa manerana an’i Madagasikara (d) ny fangatahana fanampim-panazavana sy fanamarihana dia iangaviana mba soratana ka alefa @ e-mail (e) ho an’ny mikirakira tambajotra sosialy, azo jerena koa Facebook sy WhatsApp |
| Judicaël Randrianarison | Bokin’ekipa:
– Ampirisiana isika hamaky azy matetika. Ataovy anaty kitapo sy poketra mba ho azo raisina n’aiza n’aiza. – Ny pejy 13 mirakitra ny fomba fivoriana dia azo ampiharina n’aiza n’aiza ka ezaho fehezina. Janvier 2023: hanao lasitra sy fanehoana izany ny Birao Tana. – Ny pejy 19 à 26 : « lire, assimiler et en vivre ». Toro-hevitra fanentanana. – Toy ny Actes du Congrès : heverina ny hanatontana azy fa ny version électronique efa any amintsika tsirairay avy any. |
| Judicaël Randrianarison | Samihafa:
– Nampitaina ireo fisaorana avy amin’ireo fianakaviana nidonam-pahoriana tao @ MCCP. – Nanterina koa ny fisaorana ireo solontenantsika nifanotrona tamin-dry zareo nandritra ny voina. Fandaminana ny fampiasana ny Birao efitrano Antanimena : – Alatsinainy = Ernest 10 à 11h – Talata = Hery 10 à 15h – Alarobia = P. Wilson 10 à 11h – Alakamisy = Juliette 10 à 13h – Zoma = (2ème semaine) Zo-Mahery 08 à 11h, (4ème semaine) Lantoarisata 11 à 16h. – Notolorana ny clé izay mila izay. Ezahina ihany koa, araka izay tratra, ny isian’ny mouvement amin’ny Compte bancaire National (ohatra misy mandrotsaka vola hatrany any). |
| P. Wilson | Apostolat Social et Ecologique (APSE) :
– Iray amin’ny sahan’asa 7 eo anivon’ny Fikambanan’I Jesoa. – Miezaka amin’ny fanovana rafitra mba hampanjary ny Fiainana ao antin’ny Fahamarinana. – Ezahina ny “travail en réseau” hahamafy orina ny hevitra rehefa manantanteraka haitaky = ady sisika = plaidoyer – Nasaina manokana ny MCCP t@ fihaoanana farany teo naantrika izany (nisy solotena 5 tonga) |
| RAVONJISON
mivady |
– Mpikambana ao amin’ny Vaomieran’ny Fianakaviana sy isan’ny Vondron’ny Lahika Kristianina Mpikatroka.
– Adidin’ny katolika vita batemy sy nandray ny Confirmation : tsy manongam-panjakana fa mandrombaka izany amin’ny fomban’i Jesoa = ny antso tsy safidy, fa ny famaliana ny antso no safidin’ny tsirairay – Fijoroana vavolombelona amin’ny nahazoana fahasitranana rehefa nitojo niaraka tamin’I Masina Maria (Notre Dame de Guadeloupe) sy ny fiainana marina ny Rozery. – Fizarana takelaka momba ny fijoroana vavolombelona |
Ny mpitantsoratra faha-2.
RANOROSOAMANANDRAIBE Lantoarisata.