MCCP

20 Mars : MCCP FIANARANTSOA

Ny 19 Mars tolakandro, Tao amin’ny FARK AMBATOMENA, dia nanao ny fihaonana voalohany tamin’ny Aumônier vaovao Mopera Tsiferana izahay. Tonga nagnatrika ‘i Mopera Aumônier Teo aloha Pr Victor. Nodinihina ny laharam-pahamehana toy ny Recollection sy ny Famangiana ny voafonja ary Koa ny réunion de coordination izay hatao any Tana . Ny fandaharana ao amin’i Radio TSIRY isaky n’y Sabotsy hariva amin’ny 6ora15 dia mitohy hatrany, Nofaranana tamin’ny filana hetaheta ny fihaonana.

Leave A Comment