MCCP

Orientations et Statuts Aout 2022

VERSION PDF : Orientations et Statuts Aout 2022      Orientations et Statuts de MCCP Madagascar (amendés et votés lors du Congrès National Aout 2022)   A] ORIENTATIONS de MCCP Madagascar (v 2022)     Mouvement     Le mouvement Chrétien de Cadres et de Professionnels (MCCP) est un mouvement organisé au sein…
Read More

Communiqué avy amin’ny Birao nasionaly

Notanterahina ny Alarobia 7 septambra 2022 ny fivoriana voalohan’ny Birao nasionaly “miitatra” (BN élargi) taorian’ny Zaikabe faha-8 tany Fianarantsoa (19-21 Aogositra 2022). Lohahevitra efatra lehibe no nodinihina dia ny (1) fananganana sy fanolorana ny birao nasionaly vaovao, (2) tombana mikasika ny kongresy faha-8 tany Fianarantsoa, (3) fanolorana ireo fanapahan-kevitra (resolutions)…
Read More