MCCP

28 Mars : Fivoriambe MCCP Mahajanga

Tanteraka ny fivoriambe MCCP Mahajanga. Lahadinika tamin’izany ny fanaovazana ny maha mpikambana eo anivon’ny MCCP, fanaovana ny tatitra ara bola. Nisy ihany koa ny fandinihana ireo asa miandry ny MCCP Mahajanga hoan’ity taona ity sady hanomanana sahady ny fiatrehana ny fivoriana Nasionaly. Nidinika ny fitadiavambola ihany koa mba entina hanatevenana…
Read More

20 Mars : MCCP FIANARANTSOA

Ny 19 Mars tolakandro, Tao amin’ny FARK AMBATOMENA, dia nanao ny fihaonana voalohany tamin’ny Aumônier vaovao Mopera Tsiferana izahay. Tonga nagnatrika ‘i Mopera Aumônier Teo aloha Pr Victor. Nodinihina ny laharam-pahamehana toy ny Recollection sy ny Famangiana ny voafonja ary Koa ny réunion de coordination izay hatao any Tana .…
Read More