Famintinana ny fitsidihana nataon’ny Birao nasionaly tany Soavinandriana (1-2 Oktobra 2022)
Araka ny fanasan’ny Ekipa Soavinandriana dia nanantanteraka fitsidihana tany Soavinandriana-Itasy ny Birao nasionaly (Judicael Randrianarison, Filoha lefitra nasionaly, Christine Ravahatra, mpitam-bola nasionaly, P. Mamy W. Randriamanantena, SJ., aomonie nasionaly) ny sabotsy 1 sy Alahady 2 Oktobra 2022. Vao nigadona izy ireo ny marainan’ny Sabotsy 1 Oktobra, dia avy hatrany niroso…