MCCP

Asabotsy 16 Mars 2024, Ezaka karemy, MCCP Manakara

Ezaka Karemy avy amin’ny MCCP Manakara,  Androany asabotsy 16 Mars 2024, no nanatanterahan’i MCCP Manakara ny ezaka karemy, ka nosafidiana manokana ny Ankany Famonjena, fitaizana zaza kamboty, nanolorana ny vary 2 kitapo sy savony 5 baoritra ary sira iray kitapo, ankafalina no nandraisan’ireo zaza 50 mianadahy taizaina ao amin’ny Ankany…
Read More

fandraisana ny Nonce Apostolique, Mgr Tomasz Grysa, tany Tsiroanomandidy , tamin’ny zomà sy sabotsy (8 – 9 – 10 mars) teo, tamin’ny fanambarana ny maha-evekan’i diosezin’i Miarinarivo an’i Mgr Jean Claude Rakotoarisoa!

Salama daholo! Isaorana Andriamanitra fa vita soa ny fandraisana ny Nonce Apostolique, Mgr Tomasz Grysa, tany Tsiroanomandidy , tamin’ny zomà sy sabotsy (8 – 9 – 10 mars) teo, tamin’ny fanambarana ny maha-evekan’i diosezin’i Miarinarivo an’i Mgr Jean Claude Rakotoarisoa! Nahatontosa an-tsakany sy an-davany ny andraikitra nomena azy ny ekipa MCCP –…
Read More

Ny fihaonana ny MCCP Vakinankaratra ny Sabotsy 10/02/2024 lasa teo t@ 2ora tolakandro, tao @ Diantana. MCCP Antsirabe

Nanatanteraka fihaonana ny MCCP Vakinankaratra ny Sabotsy 10/02/2024 lasa teo t@ 2ora tolakandro, tao @ Diantana. Nisy solontena avy @ birao nasionaly. Notanterahina nandritra io fivoriana io ny : Fandraisana ireo mpikambana sy ireo mpikambana vao2 hiditra MCCP Lamesa, Fivoriana sy fifidianana birao vaovao Fiaraha-misakafo nahatratra ny taona vaovao 2024…
Read More