MCCP

ACTES DES JOURNEES SOCIALES

Miarahaba ny rehetra. Antenaina fa samy mikatroka eo amin’ny seham-pikatrohana niantsoana antsika daholo isika mba hitondrana ny fanilovan’ny Fanahy Masina araka ny pedagojiantsika MCCP. Indro ary atolotra antsika ny Actes des Journées Sociales tamin’ny volana mai lasa teo. Ny Journées sociales moa dia rafitra iray karakarain’ny Centre Arrupe Madagascar, ratsa…
Read More