MCCP

9ème Congrès National any Mahajanga (14-17 août 2025)

Miarahaba antsika rehetra MCCP manerana ny Nosy. Mahafaly ny milaza amintsika rehetra fa rehefa nandinika ny propositions de thèmes rehetra voarain’ny Birao nasionaly mikasika ny 9ème Congrès National any Mahajanga (14 – 15 – 16 – 17 Aout 2025) dia ity manaraka ity no voatana. “Cadres Chrétiens Porteurs d’Espérance œuvrant…
Read More

ACTES DES JOURNEES SOCIALES

Miarahaba ny rehetra. Antenaina fa samy mikatroka eo amin’ny seham-pikatrohana niantsoana antsika daholo isika mba hitondrana ny fanilovan’ny Fanahy Masina araka ny pedagojiantsika MCCP. Indro ary atolotra antsika ny Actes des Journées Sociales tamin’ny volana mai lasa teo. Ny Journées sociales moa dia rafitra iray karakarain’ny Centre Arrupe Madagascar, ratsa…
Read More