MCCP

TATITRY NY FIVORIAN’IREO MPIKAMBANA

  Mouvement Chrétien de Cadres et de Professionnels – Madagascar MCCP Tana     Daty sy toerana 20 novembre 2022 – Antanimena CNPC Mpitarika P. Wilson (Aomonie) sy Judicaël (Président MCCP Tana) Isan’ny tonga 26 , 3 vaovao Ny vahiny RAVONJISON Jean Gualbert sy Mamie vadiny   Sorona Masina Alahady…
Read More

Famintinana ny fitsidihana nataon’ny Birao nasionaly tany Soavinandriana (1-2 Oktobra 2022)

Araka ny fanasan’ny Ekipa Soavinandriana dia nanantanteraka fitsidihana tany Soavinandriana-Itasy ny Birao nasionaly (Judicael Randrianarison, Filoha lefitra nasionaly, Christine Ravahatra, mpitam-bola nasionaly, P. Mamy W. Randriamanantena, SJ., aomonie  nasionaly) ny sabotsy 1 sy Alahady 2 Oktobra 2022. Vao nigadona izy ireo ny marainan’ny Sabotsy 1 Oktobra, dia avy hatrany niroso…
Read More

Orientations et Statuts Aout 2022

VERSION PDF : Orientations et Statuts Aout 2022      Orientations et Statuts de MCCP Madagascar (amendés et votés lors du Congrès National Aout 2022)   A] ORIENTATIONS de MCCP Madagascar (v 2022)     Mouvement     Le mouvement Chrétien de Cadres et de Professionnels (MCCP) est un mouvement organisé au sein…
Read More

Communiqué avy amin’ny Birao nasionaly

Notanterahina ny Alarobia 7 septambra 2022 ny fivoriana voalohan’ny Birao nasionaly “miitatra” (BN élargi) taorian’ny Zaikabe faha-8 tany Fianarantsoa (19-21 Aogositra 2022). Lohahevitra efatra lehibe no nodinihina dia ny (1) fananganana sy fanolorana ny birao nasionaly vaovao, (2) tombana mikasika ny kongresy faha-8 tany Fianarantsoa, (3) fanolorana ireo fanapahan-kevitra (resolutions)…
Read More

ANDRON’NY MPIANDRAIKITRA KRISTIANINA – Sabotsy 16 jolay

(JCC : Journées des Cadres Chrétiens 2022) nokarakarain’ny MCCP TANA 16 sy 17 JOLAY 2022 (Kolejy Masina Misely Amparibe – Antananarivo) ny Sabotsy 16 Jolay: famelabelarana narahina ady hevitra momba ny lohahevitra hoe « Ny Eglizy sinaodaly sy ny mpiandraikitra kristianina : fanamby sy fanantenana ».   Ramatoa Razafimamonjy Noro Hanitra, Mpanao gazety…
Read More

Fianarantsoa

Le choix pour accueillir le congrès est un vrai stimulus pour l’équipe de Fianarantsoa. Et jusqu’à maintenant locale l’équipe est impatiente pour l’avènement de ce congrès. Une rencontre mensuelle des membres a été tenue régulièrement malgré la crise sanitaire, pour que l’équipe est prête pour et tient à cœur ce…
Read More

Tsiroanomandidy

Participation à la liturgie à la cathédrale Le sacre de l’évêque de Tsiroanomadidy a été un événement national. Le MCCP a été leader dans presque toute les commissions : organisation, coordination avec le clergé. Les membres du MCCP ont apporté des aides inestimables à l’évêque et sont considérés comme des…
Read More