MCCP

fandraisana ny Nonce Apostolique, Mgr Tomasz Grysa, tany Tsiroanomandidy , tamin’ny zomà sy sabotsy (8 – 9 – 10 mars) teo, tamin’ny fanambarana ny maha-evekan’i diosezin’i Miarinarivo an’i Mgr Jean Claude Rakotoarisoa!

Salama daholo! Isaorana Andriamanitra fa vita soa ny fandraisana ny Nonce Apostolique, Mgr Tomasz Grysa, tany Tsiroanomandidy , tamin’ny zomà sy sabotsy (8 – 9 – 10 mars) teo, tamin’ny fanambarana ny maha-evekan’i diosezin’i Miarinarivo an’i Mgr Jean Claude Rakotoarisoa! Nahatontosa an-tsakany sy an-davany ny andraikitra nomena azy ny ekipa MCCP –…
Read More

Actes de la réunion de coordination nationale

Atolotra anareo etoana ny version finale-n’ny (en pdf)-n’ny Actes de la Réunion de Coordination nationale izay natao teny Benasandratra tamin’ny mois d’Avril. Azonareo telecharger-na dia atao version papier mba misy ho dinihina sy angalana hevitra amin’izay fivoriana ataonareo ekipa rehetra manerana ny nosy any. Azo atao thème fivoriana na recco…
Read More

18 juin : Fihaonan’ny birao nasionaly MCCP tamin’ny mpikambana tany Tsiroanomandidy

Araka ny programa efa raikitra tamin’ny rencontre de coordination nationale tamin’ny volana Avrily dia nitsidika ny mpikambana MCCP any Tsiroanomandidy ny membres sasany ao amin’ny birao nasionaly, izay nahitana an’i Bakoly (Trésorière nationale adjoint), Noromalala (secretaire nationale), Hanta Razanamahery (conseillère nationale), P. Mamy Wilson (aumonier national). 13 ny mpikambana tonga…
Read More

28 Mai : MCCP Sainte-Marie

28.05.2023: Nahazo tsodrano tamin’ny evekan’ i Diosezin’i Fenoarivo-Atsinanana, Mgr Marcellin ANDRIAMAMONJY.   [ngg src=”galleries” ids=”12″ display=”basic_thumbnail” thumbnail_crop=”0″]
Read More

21 Mai : Fitsidihan’ny Birao nasionaly tany Antsirabe

[ngg src=”galleries” ids=”9″ display=”basic_thumbnail” thumbnail_crop=”0″]Araka ny fanasan’ny Ekipa Vakinankaratra dia nanantanteraka fitsidihana tany Antsirabe ny membres sasantsasany ao amin’ny Birao nasionaly tamin’ny alahady 21 mey teo, izay notarihin’ny vice-président Judicael sy ny aomonie nasionaly. Tao amin’ny sekoly ambony ESSVA no nanaovana ny fihaonana, izay notarihin’ny Suzette Hazienarivelo, vice-président Ekipa Antsirabe…
Read More