MCCP

1 Avril : MCCP Fianarantsoa

Miarahaba antsika aby koa Ny sabotsy 01 avril 2023 Radio TSIRY, radio Diosezy Fianarantsoa Fandaharana niarahana tamin’ny ekipa MCCP Fianarantsoa, MCCP sy ny tarigetrany no lohahevitra. Nanatontosa Mopera Aumônier Tsiferana, Pdt Rabialahy, Pdt Lefitra Lydia. Ary mpiandraikitra ny fandaharana Jean Verdi Nirikoela   [ngg src=”galleries” ids=”13″ display=”basic_thumbnail” thumbnail_crop=”0″]
Read More

28 Mars : Fivoriambe MCCP Mahajanga

Tanteraka ny fivoriambe MCCP Mahajanga. Lahadinika tamin’izany ny fanaovazana ny maha mpikambana eo anivon’ny MCCP, fanaovana ny tatitra ara bola. Nisy ihany koa ny fandinihana ireo asa miandry ny MCCP Mahajanga hoan’ity taona ity sady hanomanana sahady ny fiatrehana ny fivoriana Nasionaly. Nidinika ny fitadiavambola ihany koa mba entina hanatevenana…
Read More

20 Mars : MCCP FIANARANTSOA

Ny 19 Mars tolakandro, Tao amin’ny FARK AMBATOMENA, dia nanao ny fihaonana voalohany tamin’ny Aumônier vaovao Mopera Tsiferana izahay. Tonga nagnatrika ‘i Mopera Aumônier Teo aloha Pr Victor. Nodinihina ny laharam-pahamehana toy ny Recollection sy ny Famangiana ny voafonja ary Koa ny réunion de coordination izay hatao any Tana .…
Read More

25 Février : Fampahalalana ny MCCP sy ny hiatsorohany

Ny 26 Janoary 2023 dia nihaona tamin’ny Tale Radio TSIRY ny solontenan’ny Birao MCCP eto Fianar ka nifampidinihina tamin’izany ny hanaovana fandaharana amin’ny agnaran’ny MCCP. Nilamina ny resaka ary isaky n’y asabotsy tapabolagna no anjarantsika. Mifanelanelana amin’ny Justice et Paix. Natomboka ny Sabotsy 25 February Teo no nisantatra izany ny…
Read More

17 Février : Fihaonana voalohany tamin’i Monseigneur Zygmunt Evekan’i Mahajanga

Fihaonana voalohany tamin’i Monseigneur Zygmunt Evekan’i Mahajanga niaraka tamin’ireo MCCP Mahajanga. – Fampahafantarana ireo asa sahanin’ny Firohotana eo anivon’ny Fiangonana. – Fampahafantarana ireo fanadaharam-potoana manaraka fa indrindra n’y fandraisana n’y Kongresy Nasionaly aty Mahajanga. [ngg src=”galleries” ids=”5″ display=”basic_thumbnail” thumbnail_crop=”0″]
Read More

TATITRY NY FIVORIAN’IREO MPIKAMBANA

  Mouvement Chrétien de Cadres et de Professionnels – Madagascar MCCP Tana     Daty sy toerana 20 novembre 2022 – Antanimena CNPC Mpitarika P. Wilson (Aomonie) sy Judicaël (Président MCCP Tana) Isan’ny tonga 26 , 3 vaovao Ny vahiny RAVONJISON Jean Gualbert sy Mamie vadiny   Sorona Masina Alahady…
Read More

Famintinana ny fitsidihana nataon’ny Birao nasionaly tany Soavinandriana (1-2 Oktobra 2022)

Araka ny fanasan’ny Ekipa Soavinandriana dia nanantanteraka fitsidihana tany Soavinandriana-Itasy ny Birao nasionaly (Judicael Randrianarison, Filoha lefitra nasionaly, Christine Ravahatra, mpitam-bola nasionaly, P. Mamy W. Randriamanantena, SJ., aomonie  nasionaly) ny sabotsy 1 sy Alahady 2 Oktobra 2022. Vao nigadona izy ireo ny marainan’ny Sabotsy 1 Oktobra, dia avy hatrany niroso…
Read More