MCCP

Communication sur l’importance du RIDEs ou Rencontres Interdiocesaines des Equipes ( Père Mamy Wilson) – 04/06/24

Miarahaba ny membres MCCP rehetra manerana ny nosy. Mety efa maro ny membres MCCP no mahalala ny momba ny RIDEs na Rencontres Interdiocesaines des Equipes izay natao tato ho ato. Fihaonamben’ny ekipa mivondrona ara-jeografika izy io. Misy 4 izy ireo raha ny fitsinjaran’ny Birao nasionaly azy: RIDE-nord, izay ivondronan’ireo ekipa rehetra any avaratry ny nosy,…
Read More

fandraisana ny Nonce Apostolique, Mgr Tomasz Grysa, tany Tsiroanomandidy , tamin’ny zomà sy sabotsy (8 – 9 – 10 mars) teo, tamin’ny fanambarana ny maha-evekan’i diosezin’i Miarinarivo an’i Mgr Jean Claude Rakotoarisoa!

Salama daholo! Isaorana Andriamanitra fa vita soa ny fandraisana ny Nonce Apostolique, Mgr Tomasz Grysa, tany Tsiroanomandidy , tamin’ny zomà sy sabotsy (8 – 9 – 10 mars) teo, tamin’ny fanambarana ny maha-evekan’i diosezin’i Miarinarivo an’i Mgr Jean Claude Rakotoarisoa! Nahatontosa an-tsakany sy an-davany ny andraikitra nomena azy ny ekipa MCCP –…
Read More

Ny fihaonana ny MCCP Vakinankaratra ny Sabotsy 10/02/2024 lasa teo t@ 2ora tolakandro, tao @ Diantana. MCCP Antsirabe

Nanatanteraka fihaonana ny MCCP Vakinankaratra ny Sabotsy 10/02/2024 lasa teo t@ 2ora tolakandro, tao @ Diantana. Nisy solontena avy @ birao nasionaly. Notanterahina nandritra io fivoriana io ny : Fandraisana ireo mpikambana sy ireo mpikambana vao2 hiditra MCCP Lamesa, Fivoriana sy fifidianana birao vaovao Fiaraha-misakafo nahatratra ny taona vaovao 2024…
Read More

Actes de la réunion de coordination nationale

Atolotra anareo etoana ny version finale-n’ny (en pdf)-n’ny Actes de la Réunion de Coordination nationale izay natao teny Benasandratra tamin’ny mois d’Avril. Azonareo telecharger-na dia atao version papier mba misy ho dinihina sy angalana hevitra amin’izay fivoriana ataonareo ekipa rehetra manerana ny nosy any. Azo atao thème fivoriana na recco…
Read More

18 juin : Fihaonan’ny birao nasionaly MCCP tamin’ny mpikambana tany Tsiroanomandidy

Araka ny programa efa raikitra tamin’ny rencontre de coordination nationale tamin’ny volana Avrily dia nitsidika ny mpikambana MCCP any Tsiroanomandidy ny membres sasany ao amin’ny birao nasionaly, izay nahitana an’i Bakoly (Trésorière nationale adjoint), Noromalala (secretaire nationale), Hanta Razanamahery (conseillère nationale), P. Mamy Wilson (aumonier national). 13 ny mpikambana tonga…
Read More